plt_tn/ecc/01/12.md

830 B

Nampiasa ny saiko

D.H: "Nanapa-kevitra aho" na "nanamboariko ny saiko"

mba hianatra sy hitady

Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary manasongadina ny fahazotoana nianarany.

zanak'olombelona

D.H: "maha olombelona"

ny asa rehetra izay natao

D.H: "ny zava-drehetra izay ataon'ny olona"

entona

"zavona" na "fofon'aina". Tsy izany no farany. D.H: "vonjimaika" na "zava-poana". Izay ataon'ny olona dia tahaka ny entona satria tsy misy farany ary dia zava-poana.

fikasàna ny hanohitra ny rivotra

Ny mpitoriteny dia milaza ireo zavatra izay ataon'ny olona toy ny fanandramana hisambo-jivotra na hitazon-jivotra avy amin'ny fitsofana.

Ny meloka dia tsy mety hahitsy! Ny tsy tonga tsy azo isaina!

D.H: "Ny olona tsy mety hahitsin-javatra dia izay meloka! Tsy afaka hanisa izay tsy eo izy ireo!"