plt_tn/ecc/01/12.md

28 lines
830 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nampiasa ny saiko
D.H: "Nanapa-kevitra aho" na "nanamboariko ny saiko"
# mba hianatra sy hitady
Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary manasongadina ny fahazotoana nianarany.
# zanak'olombelona
D.H: "maha olombelona"
# ny asa rehetra izay natao
D.H: "ny zava-drehetra izay ataon'ny olona"
# entona
"zavona" na "fofon'aina". Tsy izany no farany. D.H: "vonjimaika" na "zava-poana". Izay ataon'ny olona dia tahaka ny entona satria tsy misy farany ary dia zava-poana.
# fikasàna ny hanohitra ny rivotra
Ny mpitoriteny dia milaza ireo zavatra izay ataon'ny olona toy ny fanandramana hisambo-jivotra na hitazon-jivotra avy amin'ny fitsofana.
# Ny meloka dia tsy mety hahitsy! Ny tsy tonga tsy azo isaina!
D.H: "Ny olona tsy mety hahitsin-javatra dia izay meloka! Tsy afaka hanisa izay tsy eo izy ireo!"