plt_tn/ecc/01/07.md

566 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra dia manohy ny fizotry ny fandinihina

Lasa mandreraka ny zavatra rehetra

Satria ny lehilahy afaka manaza ireo zavatra ireo, izany dia lasa zava-poana handramana. D.H: ""ny zava-drehetra lasa mandreraka"

Ny maso tsy afa-po amin'izay hitany

Tsy afaka manatsoaka ny fanazavana tsotra ny iray izay mahita. D.H: "Ny olona iray tsy afa-po amin'izay hitany"

na ny sofina tanteraka amin'izay reny.

Tsy afaka manatsoaka ny fanazavana tsotra ny iray izay mandre. D.H: "Ny olona iray tsy afa-po amin'izay reny"