plt_tn/ecc/01/07.md

16 lines
566 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanoratra dia manohy ny fizotry ny fandinihina
# Lasa mandreraka ny zavatra rehetra
Satria ny lehilahy afaka manaza ireo zavatra ireo, izany dia lasa zava-poana handramana. D.H: ""ny zava-drehetra lasa mandreraka"
# Ny maso tsy afa-po amin'izay hitany
Tsy afaka manatsoaka ny fanazavana tsotra ny iray izay mahita. D.H: "Ny olona iray tsy afa-po amin'izay hitany"
# na ny sofina tanteraka amin'izay reny.
Tsy afaka manatsoaka ny fanazavana tsotra ny iray izay mandre. D.H: "Ny olona iray tsy afa-po amin'izay reny"