plt_tn/deu/34/04.md

12 lines
285 B
Markdown

# Beti- peora
Tanàna any Moaba ity. Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 3:28.
# hijery izany tamin'ny masonareo
"ho hitanareo"
# mandrak'ankehitriny
Ity dia maneho ny fotoana izay nanoratana na nanotana ity, fa tsy amin'izao fotoana taonjato fahiraika amby roapolo izao.