# Beti- peora TanĂ na any Moaba ity. Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 3:28. # hijery izany tamin'ny masonareo "ho hitanareo" # mandrak'ankehitriny Ity dia maneho ny fotoana izay nanoratana na nanotana ity, fa tsy amin'izao fotoana taonjato fahiraika amby roapolo izao.