plt_tn/deu/33/22.md

297 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; tononkalo fohy ilay tso-drano.

Dana dia zana-diona izay miantsampy avy any Basana

Ny vahoakan'i Dana dia matanjaka tahaka ny zana-diona, ary manafika ny fahavalon'izy ireo izay monina any Basana izy ireo.