# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; tononkalo fohy ilay tso-drano. # Dana dia zana-diona izay miantsampy avy any Basana Ny vahoakan'i Dana dia matanjaka tahaka ny zana-diona, ary manafika ny fahavalon'izy ireo izay monina any Basana izy ireo.