plt_tn/deu/33/17.md

20 lines
921 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; ireo tso-drano dia tononkalo fohy. Manohy mamaritra ny fokon'i Josefa izy, izay natombony tao amin'ny 33:13.
# Ny voalohan-teraky ny omby, dia be voninahitra izy
Ny omby dia sarinteny ho an'ny zavatra lehibe sy matanjaka. Ny teny hoe "voalohan-teraka" dia sarinteny ho an'ny voninahitra. DH: "ny olona dia hanome voninahitra ny taranak'i Josefa, izay maro sy mahery"
# ireo tandrony dia tandrok
Ny tandroka dia sarinteny ho an'ny hery. DH: "izy dia matanjaka tahaka ny"
# Amin'izany no hanotoany
Ny hoe manoto amin'ny tandrony dia sarinteny ho an'ny hery. DH: "Matanjaka izy ka hanoto"
# an'alinalin'i Efraima ... an'arivorivon'i Manase
Ity dia midika fa ny fokon'i Efraima dia hatanjaka kokoa noho ny fokon'i Manase. DH: "ny vahoakan'i Efraima, izay niisa 10,000 imbetsaka ... ny fokon'i Manase, izay niisa 1,000 imbetsaka.