plt_tn/deu/33/11.md

24 lines
665 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; ireo tso-drano dia tononkalo fohy. Manohy mamaritra ny fokon'i Levy izy, izay nanomboka tao amin'ny 33:8.
# ekeo
"mifalia amin'ny" na "mifalia hanaiky"
# ny asan'ny tanany
Eto ny hoe "tanany" dia maneho an'ilay olona mihitsy. DH: "ny asa rehetra izay ataony"
# Torotoroy ny valahan'izay
Ny valahana dia noraisina ho ivon'ny hery. DH: "esory ny herin'izay" na "ravao tokoa"
# mitsangana ... tafatsangana
Nampiasaina indroa ity mba ho sarinteny. DH: "mitsangàna hiady ... hahatonga korontana bebe kokoa"
# mitsangana hanohitra
Fomba fiteny ity. DH: "miady hanohitra"