# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; ireo tso-drano dia tononkalo fohy. Manohy mamaritra ny fokon'i Levy izy, izay nanomboka tao amin'ny 33:8. # ekeo "mifalia amin'ny" na "mifalia hanaiky" # ny asan'ny tanany Eto ny hoe "tanany" dia maneho an'ilay olona mihitsy. DH: "ny asa rehetra izay ataony" # Torotoroy ny valahan'izay Ny valahana dia noraisina ho ivon'ny hery. DH: "esory ny herin'izay" na "ravao tokoa" # mitsangana ... tafatsangana Nampiasaina indroa ity mba ho sarinteny. DH: "mitsangàna hiady ... hahatonga korontana bebe kokoa" # mitsangana hanohitra Fomba fiteny ity. DH: "miady hanohitra"