plt_tn/deu/32/43.md

12 lines
449 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity no faran'ny laha-tenin'i Mosesy.
# Miravoravoa, ianareo ry firenena
Mosesy dia miresaka amin'ireo vahoakan'ny firenena rehetra toy ny hoe mihaino izy ireo.
# fa hamaly ny ràn'ny mpanompony Izy; hamaly faty ireo fahavalony Izy
Eto ny hoe "ràn'ny mpanompony" dia maneho ny ain'ireo mpanompony tsy manan-tsiny izay novonoina. DH: "fa hamaly faty amin'ireo fahavalony izay namono an'ireo mpanompony Izy"