plt_tn/deu/32/43.md

449 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity no faran'ny laha-tenin'i Mosesy.

Miravoravoa, ianareo ry firenena

Mosesy dia miresaka amin'ireo vahoakan'ny firenena rehetra toy ny hoe mihaino izy ireo.

fa hamaly ny ràn'ny mpanompony Izy; hamaly faty ireo fahavalony Izy

Eto ny hoe "ràn'ny mpanompony" dia maneho ny ain'ireo mpanompony tsy manan-tsiny izay novonoina. DH: "fa hamaly faty amin'ireo fahavalony izay namono an'ireo mpanompony Izy"