plt_tn/deu/32/21.md

517 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. Manohy mamerina ny tenin'i Yaveh izy.

Nanao izay nahasaro-piaro Ahy izy ireo

Eto ny hoe "Ahy" dia maneho an'i Yaveh.

tamin'izay tsy andriamanitra

"tamin'ny andriamanitra sandoka"

zava-poana

Mety mila ataonao mazava tsara hoe inona ireo "zavatra." DH: "sampy tsy misy dikany"

amin'izay tsy vahoaka

"vahoaka izay tsy an'ny vondron'olona iray"

firenena adala

Adikao toy ny tao amin'ny 32:5 ny hoe "adala."