plt_tn/deu/32/21.md

24 lines
517 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. Manohy mamerina ny tenin'i Yaveh izy.
# Nanao izay nahasaro-piaro Ahy izy ireo
Eto ny hoe "Ahy" dia maneho an'i Yaveh.
# tamin'izay tsy andriamanitra
"tamin'ny andriamanitra sandoka"
# zava-poana
Mety mila ataonao mazava tsara hoe inona ireo "zavatra." DH: "sampy tsy misy dikany"
# amin'izay tsy vahoaka
"vahoaka izay tsy an'ny vondron'olona iray"
# firenena adala
Adikao toy ny tao amin'ny 32:5 ny hoe "adala."