plt_tn/deu/32/14.md

518 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. Izy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

Nihinana izy

Mosesy manohy miresaka an'ireo Israelita hoe "Jakoba" (32:9). Mety mila adikanao toy ny hoe miresaka an'ireo Israelita ho olona maro i Mosesy. "Nihinana ireo razambentsika"

tavin'ny zanak'ondry, ondry lahin'ny Basana sy ireo osy lahy

Ny vahoakan'Israely dia nanana andiam-biby salama tsara maro.