# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. Izy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # Nihinana izy Mosesy manohy miresaka an'ireo Israelita hoe "Jakoba" (32:9). Mety mila adikanao toy ny hoe miresaka an'ireo Israelita ho olona maro i Mosesy. "Nihinana ireo razambentsika" # tavin'ny zanak'ondry, ondry lahin'ny Basana sy ireo osy lahy Ny vahoakan'Israely dia nanana andiam-biby salama tsara maro.