plt_tn/deu/32/13.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely.

Nampandeha azy teny amin'ireo toerana avon'ny tany Izy

Fomba fiteny ity. Ny teny hoe "azy" dia maneho ny vahoakan'Israely. DH: "nampandehanan'i Yaveh teny amin'ireo toerana avon'ny tany izy ireo" na "nampin'i Yaveh izy ireo haka sy hibodo an'ilay tany"

Nampandeha azy ... namahana azy ... namelona

Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita hoe "Jakoba" (32:9). Mety mila adikanao toy ny hoe miresaka an'ireo Israelita ho olona maro i Mosesy. "nampandeha an'ireo razambentsika ... namahana azy ireo ... namelona azy ireo"

namahana azy ny vokatry ny saha

"nentiny tany amin'ny tany feno vokatra izay afaka hohaniny izy"

namelona azy tamin'ny tantely avy amin'ny vatolampy izy, ary menaka tamin'ny harambato afovato

Ilay tany dia feno tantely-dia, izay mamokatra tantely, miaraka amin'ny tohon-tantely ao anaty lavak'ireo vatolampy. Nisy hazo oliva maro koa tao, izay namokatra menaka, ary mitombo eo amin'ny vatolampy, havoana, ary tendrombohitra.

namelona azy tamin'ny tantely

Izany dia tahaka ny reny manome ny tratrany ho an'ny zaza. "namela azy hitsetsitra tantely"