# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. # Nampandeha azy teny amin'ireo toerana avon'ny tany Izy Fomba fiteny ity. Ny teny hoe "azy" dia maneho ny vahoakan'Israely. DH: "nampandehanan'i Yaveh teny amin'ireo toerana avon'ny tany izy ireo" na "nampin'i Yaveh izy ireo haka sy hibodo an'ilay tany" # Nampandeha azy ... namahana azy ... namelona Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita hoe "Jakoba" (32:9). Mety mila adikanao toy ny hoe miresaka an'ireo Israelita ho olona maro i Mosesy. "nampandeha an'ireo razambentsika ... namahana azy ireo ... namelona azy ireo" # namahana azy ny vokatry ny saha "nentiny tany amin'ny tany feno vokatra izay afaka hohaniny izy" # namelona azy tamin'ny tantely avy amin'ny vatolampy izy, ary menaka tamin'ny harambato afovato Ilay tany dia feno tantely-dia, izay mamokatra tantely, miaraka amin'ny tohon-tantely ao anaty lavak'ireo vatolampy. Nisy hazo oliva maro koa tao, izay namokatra menaka, ary mitombo eo amin'ny vatolampy, havoana, ary tendrombohitra. # namelona azy tamin'ny tantely Izany dia tahaka ny reny manome ny tratrany ho an'ny zaza. "namela azy hitsetsitra tantely"