plt_tn/deu/31/30.md

325 B

nolazain'i Mosesy teo an-tsofin'ireo vahoakan'Israely rehetra

Eto ny hoe "sofina" dia maneho an'ilay olona mihitsy. DH: "nolazain'i Mosesy tamin'ny vahoakan'Israely"

nolazaina

Ireo mety ho heviny dia 1) "nohiraina" na 2) "noresahina"

ny tonon'izany hira izany

DH: "ny tonon'ilay hira izay nampianarin'i Yaveh azy"