plt_tn/deu/31/30.md

12 lines
325 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nolazain'i Mosesy teo an-tsofin'ireo vahoakan'Israely rehetra
Eto ny hoe "sofina" dia maneho an'ilay olona mihitsy. DH: "nolazain'i Mosesy tamin'ny vahoakan'Israely"
# nolazaina
Ireo mety ho heviny dia 1) "nohiraina" na 2) "noresahina"
# ny tonon'izany hira izany
DH: "ny tonon'ilay hira izay nampianarin'i Yaveh azy"