forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.1 KiB
Markdown
28 lines
1.1 KiB
Markdown
# Rehefa tonga eo anivon'io vahoaka io ny ratsy sy ny korontana maro
|
|
|
|
Eto ny hoe ratsy sy korontana dia voafaritra toy ny hoe olombelona ireo ary afaka mahita ny olona. DH: "rehefa miaina ratsy sy korontana maro io vahoaka io"
|
|
|
|
# ho vavolombelona eo anatrehan'izy ireo io hira io
|
|
|
|
Ity dia miresaka an'ilay hira toy ny hoe olona mijoro vavolombelona ao amin'ny fitsarana manohitra an'Israely izany.
|
|
|
|
# tsy ho adino eo ambavan'ireo taranak'izy ireo izany
|
|
|
|
DH: "ny taranak'izy ireo dia tsy hanadino ny hitandrina izany ao am-bavan'izy ireo"
|
|
|
|
# tsy ho adino eo ambavan'ireo taranak'izy ireo izany
|
|
|
|
DH: "ho tsaroan'ny taranak'izy ireo ny hitandrina izany ao am-bavan'izy ireo
|
|
|
|
# tsy ho adino eo ambavan'ireo taranak'izy ireo izany
|
|
|
|
Ny fomba fiteny hoe "manadino izany ao am-bava" dia midika hoe mijanona miresaka momba izany. DH: "ny taranak'izy ireo dia tsy hitsahatra ny hifampiresaka momba izany"
|
|
|
|
# ny tetikasa izay foronin'izy ireo
|
|
|
|
Ny zavatra kasain'ny olona atao dia resahina toy ny hoe zavatra materialy izany. DH: "izay kasain'izy ireo atao"
|
|
|
|
# ny tany izay nampanantenaiko
|
|
|
|
"ny tany izay nampanantenaiko fa omeko azy ireo"
|