plt_tn/deu/31/21.md

1.1 KiB

Rehefa tonga eo anivon'io vahoaka io ny ratsy sy ny korontana maro

Eto ny hoe ratsy sy korontana dia voafaritra toy ny hoe olombelona ireo ary afaka mahita ny olona. DH: "rehefa miaina ratsy sy korontana maro io vahoaka io"

ho vavolombelona eo anatrehan'izy ireo io hira io

Ity dia miresaka an'ilay hira toy ny hoe olona mijoro vavolombelona ao amin'ny fitsarana manohitra an'Israely izany.

tsy ho adino eo ambavan'ireo taranak'izy ireo izany

DH: "ny taranak'izy ireo dia tsy hanadino ny hitandrina izany ao am-bavan'izy ireo"

tsy ho adino eo ambavan'ireo taranak'izy ireo izany

DH: "ho tsaroan'ny taranak'izy ireo ny hitandrina izany ao am-bavan'izy ireo

tsy ho adino eo ambavan'ireo taranak'izy ireo izany

Ny fomba fiteny hoe "manadino izany ao am-bava" dia midika hoe mijanona miresaka momba izany. DH: "ny taranak'izy ireo dia tsy hitsahatra ny hifampiresaka momba izany"

ny tetikasa izay foronin'izy ireo

Ny zavatra kasain'ny olona atao dia resahina toy ny hoe zavatra materialy izany. DH: "izay kasain'izy ireo atao"

ny tany izay nampanantenaiko

"ny tany izay nampanantenaiko fa omeko azy ireo"