plt_tn/deu/31/19.md

413 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka amin'i Mosesy momban'ireo Israelita.

Ataovy ao am-bavan'izy ireo izany

Fomba fiteny ity. DH: "Ataovy tadidy sy hirain'izy ireo izany"

tany izay tondra-dronono sy tantely

Fomba fiteny ity. DH: "tany izay feno ronono sy tantely mikoriana" na "tany izay tena tsara ho an'ny biby fiompy sy fambolena" Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:3.