plt_tn/deu/31/19.md

12 lines
413 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'i Mosesy momban'ireo Israelita.
# Ataovy ao am-bavan'izy ireo izany
Fomba fiteny ity. DH: "Ataovy tadidy sy hirain'izy ireo izany"
# tany izay tondra-dronono sy tantely
Fomba fiteny ity. DH: "tany izay feno ronono sy tantely mikoriana" na "tany izay tena tsara ho an'ny biby fiompy sy fambolena" Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:3.