plt_tn/deu/31/16.md

385 B

Indro

"henoy tsara izay ho lazaiko anareo."

hiara-handry amin'ireo razanao ianao

Ity dia fomba mihaja hilazana ny hoe "ho faty ianao." DH: "ho faty ianao ary hiaraka amin'ireo razambenao izay efa maty talohanao"

hitsangana ka hanao tahaka ny mpijangajanga

Ny hoe mijangajanga dia sarinteny ho an'ny fanompoana andriamanitra hafa noho Yaveh. DH: "hanomboka tsy hahatoky Ahy"