# Indro "henoy tsara izay ho lazaiko anareo." # hiara-handry amin'ireo razanao ianao Ity dia fomba mihaja hilazana ny hoe "ho faty ianao." DH: "ho faty ianao ary hiaraka amin'ireo razambenao izay efa maty talohanao" # hitsangana ka hanao tahaka ny mpijangajanga Ny hoe mijangajanga dia sarinteny ho an'ny fanompoana andriamanitra hafa noho Yaveh. DH: "hanomboka tsy hahatoky Ahy"