plt_tn/deu/29/25.md

398 B

Izao no izy satria tsy nanaraka ny faneken'i Yaveh, Andriamanitr'ireo razambeny izy ireo

Ity no valin'ilay hoe "Nahoana Yaveh no nanao izao tamin'ity tany ity?" (29:22). "Nanao izao tamin'ilay tany Yaveh satria tsy nanaraka an'ireo fampanantenana sy ireo lalàn'ny fanekeny ireo Israelita"

nanompo andriamani-kafa sady niankohoka tamin'izany

"nankato andriamanitra hafa sy nanompo azy ireo"