plt_tn/deu/29/25.md

8 lines
398 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Izao no izy satria tsy nanaraka ny faneken'i Yaveh, Andriamanitr'ireo razambeny izy ireo
Ity no valin'ilay hoe "Nahoana Yaveh no nanao izao tamin'ity tany ity?" (29:22). "Nanao izao tamin'ilay tany Yaveh satria tsy nanaraka an'ireo fampanantenana sy ireo lalàn'ny fanekeny ireo Israelita"
# nanompo andriamani-kafa sady niankohoka tamin'izany
"nankato andriamanitra hafa sy nanompo azy ireo"