plt_tn/deu/29/12.md

12 lines
431 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# mba hiditra amin'ny faneken'i Yaveh Andriamanitrao sy amin'ny fianianana izay hataon'i Yaveh Andriamanitrao aminao anio
"mba hanaiky an'ilay fanekena sy mba hianiana fa hankato an'izay rehetra andidin'i Yaveh Andriamanitrao ianao"
# vahoakany
"vondron'olona izay Azy irery"