plt_tn/deu/29/12.md

431 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

mba hiditra amin'ny faneken'i Yaveh Andriamanitrao sy amin'ny fianianana izay hataon'i Yaveh Andriamanitrao aminao anio

"mba hanaiky an'ilay fanekena sy mba hianiana fa hankato an'izay rehetra andidin'i Yaveh Andriamanitrao ianao"

vahoakany

"vondron'olona izay Azy irery"