plt_tn/deu/28/58.md

16 lines
632 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.
# izay voasoratra
DH: "izay nosoratako"
# ity anarana be voninahitra sy mampahatahotra ity, Yaveh Andriamanitrao
Eto ny hoe "anarana" dia maneho an'i Yaveh mihitsy. DH: "Yaveh Andriamanitrao izay be voninahitra sy mpahatahotra"
# ho ataon'i Yaveh mahatsiravina ny areti-mandringanao, sy ny an'ireo taranakao
"handefa aretina mahatsiravina eo aminao sy ny taranakao Yaveh" na "ho ataon'i Yaveh azo antoka fa hijaly amin'ny aretina mahatsiravina ianao sy ny taranakao"