plt_tn/deu/28/20.md

24 lines
516 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# ozona, fisafotofotoana, ary ireo fitenenana mafy
"loza, tahotra, ary fahakiviana."
# amin'izay rehetra kasihin'ny tananao
Fomba fiteny ity. DH: "amin'ny zavatra rehetra ataonao"
# mandra-paharinganao
DH: "mandra-paharinganan'ireo fahavalonao anao"
# hahafoizanao Ahy
Eto ny hoe "Ahy" dia maneho an'i Yaveh.
# Hampifikitra aminao
"hampitoetra ao aminao"