plt_tn/deu/28/20.md

516 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

ozona, fisafotofotoana, ary ireo fitenenana mafy

"loza, tahotra, ary fahakiviana."

amin'izay rehetra kasihin'ny tananao

Fomba fiteny ity. DH: "amin'ny zavatra rehetra ataonao"

mandra-paharinganao

DH: "mandra-paharinganan'ireo fahavalonao anao"

hahafoizanao Ahy

Eto ny hoe "Ahy" dia maneho an'i Yaveh.

Hampifikitra aminao

"hampitoetra ao aminao"