plt_tn/deu/28/11.md

677 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

amin'ny zanakao, amin'ny vokatry ny biby fiompinao, ary amin'ny vokatry ny taninao

Fomba fiteny ity. Misy teny mitovy hita ao amin'ny 28:3. DH: "amin'ny zanaka, biby, ary vokatra"

trano fitehirizany any an-danitra

Mosesy dia miresaka ny rahona izay hiavian'ny rotsak'orana toy ny hoe trano be izay hitehirizany ny orana izany. DH: "ny rahona"

amin'ny fotoany

"rehefa mila izany ny vokatra"

ny asan'ny tananao rehetra

Ny teny hoe "tanana" dia misolotena an'ilay olona mihitsy. DH: "ny asa rehetra izay ataonao"