# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # amin'ny zanakao, amin'ny vokatry ny biby fiompinao, ary amin'ny vokatry ny taninao Fomba fiteny ity. Misy teny mitovy hita ao amin'ny 28:3. DH: "amin'ny zanaka, biby, ary vokatra" # trano fitehirizany any an-danitra Mosesy dia miresaka ny rahona izay hiavian'ny rotsak'orana toy ny hoe trano be izay hitehirizany ny orana izany. DH: "ny rahona" # amin'ny fotoany "rehefa mila izany ny vokatra" # ny asan'ny tananao rehetra Ny teny hoe "tanana" dia misolotena an'ilay olona mihitsy. DH: "ny asa rehetra izay ataonao"