forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
902 B
Markdown
20 lines
902 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
|
|
|
|
# ny feon'i Yaveh Andriamanitrao ianao
|
|
|
|
Eto ny sarinteny hoe "feon'i Yaveh" dia maneho izay lazain'i Yaveh. DH: "izay lazain'i Yaveh Andriamanitrao"
|
|
|
|
# mitandrina
|
|
|
|
"ary mankato"
|
|
|
|
# hametraka anao ambonin'ny
|
|
|
|
Mosesy dia miresaka ny hoe manan-danja na lehibe toy ny hoe zavatra materilay izay avo izany, toy ny eo amin'ny havoana avo. DH: "hanao anao ho manan-danja kokoa noho" na "hanao anao ho lehibe kokoa noho"
|
|
|
|
# Ireo fitahiana rehetra ireo dia ho tonga aminao ary hahatratra anao
|
|
|
|
Mosesy dia mamaritra ny fitahiana toy ny hoe olona izay hanafika azy ireo tampoka na hanenjika sy hahatratra azy ireo. DH: "Yaveh dia hitahy anao tahaka izany amin'ny fomba izay tsy ho ampoizinao mihitsy, ary ho toy ny hoe tsy afaka hitsoaka Azy mitahy anao ianao"
|