plt_tn/deu/27/16.md

12 lines
439 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy milaza amin'ireo Levita sy ny vahoaka ny amin'izay tokony ho lazain'izy ireo.
# Ho voaozona anie ny lehilahy
DH: "Yaveh anie hanozona ny lehilahy"
# izay mamindra ny mari-tanin'ny mpiray vodirindrina aminy
Afaka atao mazava tsara ny hevitra fenon'ity fehezanteny ity. DH: "izay maka tany amin'ny mpiara-belona aminy amin'ny alalan'ny famindrana ireo marika eny amin'ny fari-taniny"