plt_tn/deu/27/16.md

439 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy milaza amin'ireo Levita sy ny vahoaka ny amin'izay tokony ho lazain'izy ireo.

Ho voaozona anie ny lehilahy

DH: "Yaveh anie hanozona ny lehilahy"

izay mamindra ny mari-tanin'ny mpiray vodirindrina aminy

Afaka atao mazava tsara ny hevitra fenon'ity fehezanteny ity. DH: "izay maka tany amin'ny mpiara-belona aminy amin'ny alalan'ny famindrana ireo marika eny amin'ny fari-taniny"