plt_tn/deu/27/06.md

467 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

vato tsy voapaika

vato amin'ny endriny natoraly izay tsy mbola novolavolain'ny olona tamin'ny fitaovana vy

Ho soratanao feno eo amin'ireo vato

Ity dia maneho ireo vato izay mila apetrak'izy ireo any amin'ny Tendrombohitra Ebala sy ho lalorina amin'ny sokay. Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 27:1 sy 27:4.