# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # vato tsy voapaika vato amin'ny endriny natoraly izay tsy mbola novolavolain'ny olona tamin'ny fitaovana vy # Ho soratanao feno eo amin'ireo vato Ity dia maneho ireo vato izay mila apetrak'izy ireo any amin'ny Tendrombohitra Ebala sy ho lalorina amin'ny sokay. Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 27:1 sy 27:4.