plt_tn/deu/25/07.md

690 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

tsy maintsy mankany amin'ny vavahady any amin'ireo loholona

Afaka atao mazava tsara ny hevitra fenon'ity fehezanteny ity. DH: "tsy maintsy mandeha miakatra mankeny amin'ny vavahadin'ny tanàna izay itsàran'ireo loholona mpitsara"

mandà ny hanome anarana ho an'ny rahalahiny

Eto ny hoe "anarana" dia maneho ny fahatsiarovana ny olona iray amin'ny taranany. DH: "mandà ny hanome zanaka lahy ho an'ny rahalahiny"

tsy hanao ny adidin'ny zaodahy amiko izy

"tsy hanao izay tokony ho ataon'ny zaodahy sy hanambady ahy izy"

Tsy manam-paniriana haka azy aho

"Tsy maniry ny hanambady azy aho"