# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # tsy maintsy mankany amin'ny vavahady any amin'ireo loholona Afaka atao mazava tsara ny hevitra fenon'ity fehezanteny ity. DH: "tsy maintsy mandeha miakatra mankeny amin'ny vavahadin'ny tanàna izay itsàran'ireo loholona mpitsara" # mandà ny hanome anarana ho an'ny rahalahiny Eto ny hoe "anarana" dia maneho ny fahatsiarovana ny olona iray amin'ny taranany. DH: "mandà ny hanome zanaka lahy ho an'ny rahalahiny" # tsy hanao ny adidin'ny zaodahy amiko izy "tsy hanao izay tokony ho ataon'ny zaodahy sy hanambady ahy izy" # Tsy manam-paniriana haka azy aho "Tsy maniry ny hanambady azy aho"