plt_tn/deu/25/04.md

8 lines
245 B
Markdown

# Aza manakombona ny vavan'ny omby
"aza asiana zavatra eo amin'ny vavan'ny omby"
# rehefa mively vary izy
rehefa manasaraka ny vary amin'ny akofa izy amin'ny alalan'ny fandehanana eo amin'izany na fitaritarihana hazo mavesatra eo amin'izany.