plt_tn/deu/25/04.md

245 B

Aza manakombona ny vavan'ny omby

"aza asiana zavatra eo amin'ny vavan'ny omby"

rehefa mively vary izy

rehefa manasaraka ny vary amin'ny akofa izy amin'ny alalan'ny fandehanana eo amin'izany na fitaritarihana hazo mavesatra eo amin'izany.