plt_tn/deu/24/10.md

472 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

Rehefa mampisambo-javatra ny mpiara-belona aminao ianao

"Rehefa mampindrana zavatra amin'ny mpiara-belona aminao ianao"

ny antokany

Ity dia sarinteny ho an'ny hoe "izay nampanantenainy fa homeny anao raha toa tsy namerina ilay nindramina izy"

Hijoro ao ivelany ianao

"tokony miandry ao ivelan'ny tranony ianao"