# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # Rehefa mampisambo-javatra ny mpiara-belona aminao ianao "Rehefa mampindrana zavatra amin'ny mpiara-belona aminao ianao" # ny antokany Ity dia sarinteny ho an'ny hoe "izay nampanantenainy fa homeny anao raha toa tsy namerina ilay nindramina izy" # Hijoro ao ivelany ianao "tokony miandry ao ivelan'ny tranony ianao"