plt_tn/deu/23/21.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.
# tsy tokony hiraikiraiky amin'ny fanatanterahana izany
"tsy tokony haka fotoana ela hanatanterahana ilay voady"
# satria azo antoka fa ho takian'i Yaveh Andriamanitrao aminao izany
"satria Yaveh Andriamanitraoo dia hanome tsiny anao sy hanasazy anao raha tsy manatanteraka ny voadinao ianao"
# Fa raha hanindry fo ianao amin'ny fanaovana voady
Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity. DH: "Fa, raha tsy manao voady ianao, dia tsy hanota satria tsy hanana voady ho tanterahana ianao"
# Ny teny izay naloaky ny vavanao
Fomba fiteny ity. DH: "ireo teny izay nolazainao"
# arak'izay voady nataonao tamin'i Yaveh Andriamanitrao
"na inona na inona nataonao voady tamin'i Yaveh Andriamanitrao fa ho ataonao"
# na inona na inona nampanantenainao maimaimpoana tamin'ny vavanao
"na inona na inona ren'izany vahoaka izany fa nampanantenainao ho atao satria naniry hanao izany ianao"
# tamin'ny vavanao
"ka ren'ny olona niteny izany ianao"