forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
821 B
Markdown
24 lines
821 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.
|
|
|
|
# mpijangajanga amin'ny fanompoan-tsampy ... mpijangajanga amin'ny fanompoan-tsampy ... mpivaro-tena ... alika
|
|
|
|
Yaveh dia manome lisitra feno amin'ireo karazana fijangajangana eo amin'ny lehilahy sy vehivavy mba handraràna ny fijangajangana ataon'ny olona amin'ny tsy misy antony.
|
|
|
|
# Ireo karaman'ny mpivaro-tena ... ao an-trano
|
|
|
|
"ny vehivavy izay mahazo vola amin'ny maha-mpivaro-tena dia tsy tokony hitondra izany vola izany ... ao an-trano"
|
|
|
|
# alika
|
|
|
|
lehilahy izay mamela lehilahy hiray ara-nofo aminy ho takalo vola.
|
|
|
|
# ao an-tranon'i Yaveh Andriamanitrao
|
|
|
|
"ao amin'ny tempoly"
|
|
|
|
# samy .. ireo
|
|
|
|
ny karaman'ny vehivavy mpivaro-tena sy ny an'ny lehilahy mpivaro-tena.
|