# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto. # mpijangajanga amin'ny fanompoan-tsampy ... mpijangajanga amin'ny fanompoan-tsampy ... mpivaro-tena ... alika Yaveh dia manome lisitra feno amin'ireo karazana fijangajangana eo amin'ny lehilahy sy vehivavy mba handrarĂ na ny fijangajangana ataon'ny olona amin'ny tsy misy antony. # Ireo karaman'ny mpivaro-tena ... ao an-trano "ny vehivavy izay mahazo vola amin'ny maha-mpivaro-tena dia tsy tokony hitondra izany vola izany ... ao an-trano" # alika lehilahy izay mamela lehilahy hiray ara-nofo aminy ho takalo vola. # ao an-tranon'i Yaveh Andriamanitrao "ao amin'ny tempoly" # samy .. ireo ny karaman'ny vehivavy mpivaro-tena sy ny an'ny lehilahy mpivaro-tena.